Entrée | 1 fanjozoro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] jereo fonjoZOro#mg.n |
Explications en français |
4 [1.3, 1.196] voir fonjoZOro#mg.n |
Exemples |
5 Ka hoy ny fiteniny : " Izay kely haren-koman-dratsy," ary " ny aina toy ny fanjozoro, ka izay mahapandopando no manana ny mafy. [1.437#] 6 Ary nony vita dia entiny mitsangana ny zaza, ka tantazany vorodamba sarika eo ambanin' ny ferin-jaza, ary raha tsy misy ny sarika, dia fanjozoro no asolo azy. [2.857#] |
Vocabulaire |
7 Botanique: (en général) |
Mis à jour le 2024/12/07 |