|
|
|
|

Entrée1  fanjariana (zary)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fahatongavana, fiovana: Ny fanjarian' ny sakafo hanintsika ho ra [1.1]
Explications en français  4  L’action de se changer [1.3#869]
Exemples  5  Tsy inona fa tsy fifampitokisana no antony, fifampiandrasana kendry tohina lava, fanilihana amin' ny hafa izay mety ho tsy fanjariana mitranga, fiheveran-tena ho tsy mba diso amin' izay lazaina sy atao. [4.26#]
Mots composés 

Anagrammes  9  fanjairana, fanjariana

Mis à jour le 2023/09/10