|
|
|
|

Entrée1  fanjakazakana
Radical  2  zakazaka
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  [1.13] domination
Exemples  5  Inona no manakana anay tsy hilatsaka any amin' ny fahambanian-tsaina, any amin' ny politika ho an' ny politika, izay midika hoe any amin' ny fanjakazakana ara-politika amin' ny mahantra? [1.369#]
6  Iaraha-mahalala ny tohiny, fa teto Madagasikara no niandohan'ny fifohazan'ny zanatany rehetra, tamin' ny 1947, vao nitatra tany Indoshina sy Alzeria, ka niafara tamin'ny faharavan'ny fanjakazakana frantsay eran-tany. [2.503#]
7  Raràna ny fikambanana sy ny antoko politika izay manohintohina ny maha-iray tsy mivaky ny Firenena sy ny foto-kevitra repoblikana, sy izay manindrahindra fanjakazakana na fanavakavahana ara-pirazanana, ara-poko na ara-pinoana. [1.320#]
Vocabulaire  8  Politique
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11