|
|
|
|

Entrée1  faninginana
Radical  2  tsingina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fametahana firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa [1.1]
5  fanakambanana raikitra amin'ny alalan'ny fampitsonehana ny singa atambatra [1.13]
Explications en français  6  soudure [1.13]
Mots composés 

Anagrammes  9  faninginana, nifanaingan

Mis à jour le 2023/01/20