|
|
|
|

Entrée1  fanindiminy
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Famerenana asa iray hatramin' ny indimy: Natonta fanindiminy itỳ boky
Explications en anglais  4  [1.75#xlvii]
Explications en français  5  [1.3] pour la cinquième fois
Exemples  6  [2.996] Dia nirahin'i Sanbala fanindiminy ny zatovony hankeo amiko araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany,
7  [2.59] ka amy ny nahararieny fanindiminy vao vita amy ny ity, arak'izao voalaza izao.
Radical  8  indimy
Morphologie 
9  Simple :

Mis à jour le 2024/12/11