|
|
|
|

Entrée1  fanimbana
Radical  2  simba
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanisiana ratsy mitera-pahavoazana; fisakantsakanana ny fahombiazana
Explications en français  5  [1.3#606] L'action de gâter, d’endommager, de faire tort, la cause, le moyen, le lieu
Exemples  6  Ilaina hofehezina izy io, fa tsy avela hanohy io fanimbana ataony io. [2.445#]
7  Fampa-tahorana ahy fotsiny ve izany, mba ho fanimbana ny saiko hatahotra? [2.643#]

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21