Entrée | 1 fanifakifahana |
Radical | 2 kifakifaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanilihana, fitsipahana; fandroahana, fampihatahana |
Explications en français |
5 [1.3#328] L’action de repousser, d’écarter, d’expulser |
Exemples |
6 Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina. [2.503#] |
Mis à jour le 2024/12/11 |