Entrée (1/2) | 1 fanidinana |
Radical | 2 idina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanaovana izay idinana; fampidinana, fandatsahana anaty lasitra, fanaovana amin'ny lasitra [1.1] |
Explications en français |
5 L’action de verser, l'instrument, le moule, le lieu, la coulée, le coulage [1.3] |
Entrée (2/2) | 6 fanidinana |
Radical | 7 sidina |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 Fihetsehana na fihantonana eny amin' ny habakabaka; fandehanana na fihazakazahana haingana dia haingana; fandehandehanana, haratsiampitondran-tena [1.1] |
Explications en français |
10 L’action de voler, de flotter dans l’air, le moyen, le lieu [1.3] |
Anagrammes | 11 fanidinana, nandafiany, nandifiana, nifandaina |
Mis à jour le 2023/01/20 |