|
|
|
|

Entrée1  fangirihana (hirika)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fandoahana: Fangirihana hazo 4  Fitadiavana hahalala izay ao am-pon' ny sasany: Fangirihana ny hevitrao no nanaovany izany fanontaniana izany 5  Faniriana mafy haharo: Fangirihana an' io fanaka io no nisamborany vola [1.1]

Anagrammes  6  fahangirina, fangirihana

Mis à jour le 2023/01/05