Entrée | 1 fangasihasy |
Radical | 2 hasihasy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Toetran' ny olona mangasihasy, mangaihay, diso fanantenana: Nampalahelo indray ny fangasihasin' Ibalita ka tsy nanakora azy akory ireo rahalahiny sy ny anabaviny |
Mis à jour le 2024/12/11 |