|
|
|
|

Entrée1  fanendrikendrehana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, fanosoran-dratsy; fanombotombohana
Explications en français  4  [1.3] l'action de calomnier
Exemples  5  [2.285] Raha azo lazaina fa misy ambaratonga ny lainga, dia ny fanendrikendrehana no tampon-dohan' ny ratsy indrindra.
6  [2.296] na fihetsika ivelany saingy miafina amin' ny olona fihatsarambelatsihy na fahafihinam-bava, fanendrikendrehana na fahafoizan-tena.
Radical  7  endrikendrika

Mis à jour le 2024/12/11