|
|
|
|

Entrée1  fanehoana
Radical  2  seho
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Famborahana mba ho hita, fampisehoana ety ivelany: Ny fiondrehana raha mandalo ny Filoha no fanehoana ny fanajana azy [1.1]
Explications en français  5  L’action de montrer, d’exhiber, l'instrument, le lieu [1.3#595]
6  représentation, présentation, expression [1.13]
Exemples  7  fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442#]
8  Hira an' ezaka mafy araka izay tratran' ny aina, fanehoana herin-tenda, voa-peo fara-hery, izany no niriatra sy nigaona nanodidina ahy. [2.4#]
Mots composés 

Anagrammes  15  fahenoana, fanehoana, hafenoana, hanefanao, nahefanao

Mis à jour le 2023/01/08