Entrée | 1 fanehana |
Radical | 2 eka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaovana azy Fiantsoana: Ianao no mikarakara ny fanehana ny fokonolona |
Explications en français |
5 [1.3#9] L'action de serrer, d’appeler |
Exemples |
6 Rainindrianarivo kosa anefa kirina ka tsy mba nanaiky izany, fa ny hamely ihany, ka nanangana donak'afo ho fanehana ny vahoaka hamely. [2.588#] |
Anagrammes | 7 |
Mis à jour le 2025/01/21 |