|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fandribaratra
Radical  2  andry, varatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra
Explications en anglais  5  [1.2] [varatra, lightning.] A lightning conductor.
Explications en français  6  [1.13] paratonnerre

Entrée (2/3)7  fandribaratra
Radical  8  fandrika, varatra
Partie du discours  9  nom
Explications en anglais  10  [1.2] [Provincial] a kind of vine with edible fruit. Vitis microdiptera, Baker. Same as famakientana (Bets.), and voakitsonamboa (Prov.).
Vocabulaire  11  Botanique: herbe
Synonymes  12  famakientana, voakitsonamboa

Entrée (3/3)13  fandribaratra
Partie du discours  14  nom
Explications en français  15  [1.196] (de fandrika : piège ; et varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre. Notamment : Cyphostemma microdipterum Desc. (Vitaceae). Fruits comestibles. Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées. [Merina]
16  [Bezanozano]
17  [Tanala]
Vocabulaire  18  Botanique
Nom scientifique 

Mis à jour le 2024/12/10