| Entrée | 1 fandresen-dahatra |
| Mots élémentaires | 2 fandresena, 3 lahatra |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en anglais |
5 reproof: Izay soratra rehetra nomen' ny tsindrimandrin' Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso (All scripture is given by inspiration of God, and is profitable for doctrine, for reproof, for correction)
[2.996.en#62:3:16] |
| Explications en français |
6 réfutation, pour réfuter: Satria ny Soratra rehetra avy amin' ny fanilovan' Andriamanitra dia mahasoa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fananarana (Toute Écriture est inspirée de Dieu et utile pour enseigner, réfuter, redresser)
[2.996.fr#62:3:16] |
| Mis à jour le 2026/10/18 |
|