|
|
|
|

Entrée1  fandoarana (loatra)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fakana ny ao anatin' ny vilany: Anjaran' ny vehivavy taloha ny fandoarana ny vory [1.1]
4  Fanalana sy fihadiana ny atiny: Naharitra elaela ihany ny fandoarana ny tany tamin' io lavaka io [1.1]
Mots composés 

Anagrammes  6  andarofana, andraofana, fandaroana, fandoarana

Mis à jour le 2023/01/20