Entrée | 1 fandinika |
Radical | 2 dinika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fomba entina mandinika, mihevitra, fiheverana: Araka ny fandiniky ny manam-pahaizana... [1.1] |
Exemples |
5 Hita fa misy zavatra vitsivitsy fandinika mihitsy momba azy. [2.285#] 6 vitsy ny olona tokony ho afa-mandini-javatra no tsy mivonon-kandinika loatra, na diso fandinika koa. [2.643#] |
Anagrammes | 7 fandinika, nandafiky, nandifika |
Mis à jour le 2024/01/13 |