|
|
|
|

Entrée1  fandinganana
Radical  2  dingana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitsambikinana, fihoarana: Ilana akanjo malaladalaka ny fandinganana tatatra ho an' ny vehivavy
Tsy diatsara matetika ny fandinganana kilasy satria mety hisy zavatra tsy ho hay any aoriana any, izay tokony ho nianarana tany amin' ilay kilasy nodinganina
Famelana zavatra noho ny fanadinoana: Mandiso ny hevitry ny lahateny manontolo ny fandinganana io andalana iray io
Explications en français  5  [1.3#105] L’action d’enjamber, de franchir, de sauter, d’omettre, d'empiéter, d’anticiper, les pierres qui servent à sauter l'eau
Exemples  6  roambinifolo taona no efa nanaovany azy, ary ny efa vita tsara 500 dia, ary 180 mandingana raha atao tahaka ny fandinganana amin'ny fandiavana amin'ny filaharan'ny miaramila. [2.366#]

Mis à jour le 2024/12/11