|
|
|
|

Entrée1  fandentehana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanatsatohana: Fandentehana fantsika
Fanasitrihana, fandrendrehana: Fandentehan' ny onja ny lakana
Famelezana izaitsizy, fampihitsohana, fampidirana amin' ny kizo: Tsy anerany izay fandentehan' ny mpitsara azy izay
Explications en français  4  [1.3#401] L’action de plonger, le lieu, l’action d’aggraver les torts de quelqu’un, de le perdre
5  [1.13] fixation
Exemples  6  [2.298#] ... na ho fanindrahindrana na ho fandentehana, na ho fombana na ho fitsivalanana, na ho fampiononana na ho famalifaliana: raha efa hitaona olona na hanapa-javatra na amin' inona na amin' inona, dia tsy vita raha tsy kabary na laha-teny.
Radical  7  lentika

Mis à jour le 2024/12/11