|
|
|
|

Entrée1  fandehanana (leha)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Famindrana, fizorana: Ny momba ny fandehanan' ny antokontafika no foto-dresaka tao amin' ny Filan-kevi-panjakana. 4  Dia, fivahinianana: Mahafinaritra ny ankizy kokoa ny fandehanana amin' ny masinina noho ny amin' ny fiarakodia. 5  Fialana, fiaingana: Mifohaza maraina fa amin' ny 6 ora no fandehanan' ny masinina [1.1]
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :

Anagrammes  8  fandehanana, fanendahana

Mis à jour le 2023/01/20