|
|
|
|

Entrée1  fandavorariana
Radical  2  lavorary
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka [1.1]
Explications en français  5  Le perfectionnement, l’accomplissement [1.3#394]
6  finition [1.13]
Exemples  7  Isaorana koa ireo mpitantsoratra niara-nihosina tamin'ny fandavorariana ny boky [2.606#]
8  Tsy dia ilana herin-tsandiy loatra ny asa ato, saingy ifotoran' ny fandavorariana ny asa ny fananana fifantohan-tsaina sy fihetsika kinga [2.445#]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/07