|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fandatsahana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mila fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano
Fampirotsahana (orana): Sao dia misy mahay fandatsahana orana aminareo, ry zalahy, fa tsy anerany ity hain-tany!
Fampidirana: Rahampitso no fandatsahana ankizy hianatra
Fanatodizana: Saika matetika amin' ny maraina tahaka izao no fandatsahan' Ikalamavo
Fampihenam-bidy: Mba mangataka fandatsaham-bidy re, fa aza dia mitokozihitra tahaka izao
Radical  4  latsaka
Mots composés 

Entrée (2/2)6  fandatsahana
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.13] fitsitsiran'ny ranontsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy
Explications en français  9  [1.13] éjaculation
Vocabulaire  10  Biologie
Radical  11  latsaka
Synonymes  12  tsitra

Mis à jour le 2024/12/26