|
|
|
|

Entrée1  fandatsa
Radical  2  latsa
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Fomba entina mandatsa na maneso ny sasany amin' ny fahoriana na fahavoazana mahazo azy
5  Azo latsaina: Ny voa tsy fidiny tsy mba fandatsa [1.1]
Explications en français  6  Celui qu’on insulte ordinairement, la manière de railler [1.3#389]
Exemples  7  Mba hahatonga ny taniny ho lao, sy ho zavatra fandatsa mandrakizay; [2.996#]

Mis à jour le 2023/01/07