|
|
|
|

Entrée1  fandambolamboana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fandamananamba hililotra tsara: Vita tsara ny rafitr' itỳ latabatra fa ny fandambolamboana azy sisa
Fanatsarana, fandokandokafana: Na manao ahoana na manao ahoana fandambolamboanao izany hevitra izany, hevitra manodoka fotsiny io fa mamohehatra
Fanafosafoana, fanambatambazana: Tsy hampiova ny hevitro ny fandambolamboanao ahy
Radical  4  lambolambo

Mis à jour le 2024/12/11