Entrée | 1 fandakana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Famelezana amin'ny tongotra: Fandakana baolina Fitsipahana, izay matetika mariky ny tsy fitiavana ombampaniratsirana: Fandakana ray aman-dreny izany fihetsika izany Fanoherana: Fandakana miharihary ny hevitro izany teninao izany |
Radical | 4 lakana |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |