Entrée | 1 fanatsofana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanapahana amin' ny tsofa 4 [1.13] fanapahana na famakiana hazo na vy amin'ny tsofa |
Explications en français |
5 [1.3#790] L’action de scier, de limer, l’instrument, le lieu 6 [1.13] sciage |
Exemples |
7 [2.356#] Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana. |
Radical | 8 tsofa |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |