|
|
|
|

Entrée1  fanatrehana (atrika)
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  L’action d’assister, la présence [1.3#66]
Exemples  4  Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana. [2.470#]
5  Rehefa misy fahoriana mihatra amin' ny firenena na faritany, tokony hiray hina ny mponina ary hifanampy amin' ny fanatrehana izany fahoriana izany. [2.472#]

Anagrammes  6  fahanterana, fanatrehana

Mis à jour le 2023/01/07