|
|
|
|

Entrée 1  fanatonena
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Exemples  5  Ela fiasa kokoa ilay pilina, nefa dia fanatonena indray no tena vokany : ireny olona nitabataba sy nitrifantrifana fihetsika teo ireny, rahefa nihinana azy tokony ho roapolo minitra, dia lasa mandry endrika, milamina fiteny amam-panao; [2.4#100]

Anagrammes  fanatonena, 6 fanetonana

Mis à jour le 2026/04/19