Entrée | 1 fanatanterahana |
Radical | 2 tanteraka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Famitàna tsara hatrany amin' ny farany [1.1] |
Explications en français |
5 réalisation [1.13] |
Exemples |
6 Napetraka tamiko ny fanatanterahana ny asa. [2.356#] 7 Ho fanatanterahana izany dia misy sorona atao. [2.508#] 8 Izy no mitandro ny fanatanterahana ny didim-pitsarana. [2.114#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/10/16 |