|
|
|
|

Entrée1  fanatakobahana
Radical  2  takobaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano, fanakobanana; fanetsiketsehana na fanaovana izay hampikobana ny rano ao anaty tavy na fitoerandrano hafa, fampikobanana

Mis à jour le 2024/12/11