|
|
|
|

Entrée1  fanaparitaka
Radical  2  paritaka
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Fomba entina manaparitaka, manely tsy misy kitotony
5  Azo aparitaka, tokony haparitaka: Tsy fanaparitaka ny vaovao tahaka izany [1.1]

Mis à jour le 2023/04/14