Entrée | 1 fanantitranterana |
Radical | 2 antitrantitra |
Partie du discours | 3 nom |
Allégation |
4 5 |
Exemples |
6 ny fampahatsiavana sy fanantitranterana teo amin' ny kabary ny loloham-binanto sy ny asa ataony ho an' ny fianakavian' ny rafozany. [2.436#] 7 Ny tsy nitovizany kosa dia ny famerenana ny fadin-tseranana ho fomba fanao indray sy ny fanantitranterana fa ny vahiny avy any andafin' ny ranomasina dia tsy maintsy manaraka ny "laloan' ny tany. [2.366#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |