Entrée | 1 fanantana |
Radical | 2 tantana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Hazo fisaka marani-bava ohatra ny lelantsy, izay andonana ny kofehy fahantenona roba hampikitroka tsara ny mason-tenona Ankamantatra: Mivelatra ilay Malemy ka midoboka Raotozofy (ny tenona sy ny fanantana) |
Explications en anglais |
5 [1.2] [Mod. s. from manantana (tantana).] A batten used in weaving. |
Proverbes | 6 Proverbes contenant le mot fanantana |
Mis à jour le 2024/12/07 |