Entrée | 1 fananimpitoloha |
Radical | 2 fanany, fito, loha |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fananina izay voalaza fa fito ny lohany |
Explications en français |
5 [1.54] serpent fabuleux à sept têtes, comme l'hydre |
Exemples |
6 ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha. [2.69] 7 Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny. [2.508] |
Vocabulaire |
8 Religions, Croyances |
Autres orthographes | 9 fananompitoloha |
Mis à jour le 2024/12/12 |