Entrée (1/3) | 1 fanangana |
Radical | 2 tsangana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Nofon-kena malemy voahodidina taolana ao amin' ny soroky ny omby [1.1] |
Vocabulaire |
5 Zoologie: (en général) |
Synonymes | 6 fanangany |
Entrée (2/3) | 7 fanangana |
Radical | 8 tsangana |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 Fomba entina manangana [1.1] |
Entrée (3/3) | 11 fanangana |
Radical | 12 tsangana |
Partie du discours | 13 adjectif |
Explications en malgache |
14 Azo atsangana: Tsy fanangana ny zaza maditra toy ireny [1.1] |
Anagrammes | 15 fanangana, fanganana |
Mis à jour le 2020/07/31 |