|
|
|
|

Entrée1  fanamafisana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanaovana izay hahamafy, hanampy, hampitombo zavatra iray; fanantitranterana
Explications en français  4  [1.3#416] L’action de fortifier, de consolider, de confirmer ; les contre-forts
5  [1.13] renforcement, consolidation, amplification, compactation
Exemples  6  [2.606#] Ny iray voalohany, fanabeazana mikendry ny fanamafisana orina ny foko.
7  [2.366#] Izany ny fanamafisana ny didy momba ny tsy fahazoan' ny avy any andafy mividy tany.
Radical  8  mafy
Autres orthographes  9  fanamafesana, fanamafiana

Mis à jour le 2024/12/12