|
|
|
|

Entrée1  fanalalahana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanabeazana sakana, velarana: Tery ny lalana mankany aminay ha voatery nikarahara ny fanalalahana azy ny fokontany
Fanalehibeazana, fanitarana: Mihevitra ny fanalalahana ny tranony Rakotofa mitombo mitombo ihany ny zanany
Fanasiana elanelana: Asio fanalalahana ireto dabilio ireto fa tsy miss, handehanana
Fanaketrahana: Tsy tokony hisy fanalalahana mihitsy ny fitsipiky ny Fikambanantsika sao tafiditra mora ao ny olona tsy dia manao ahoana
Radical  4  lalaka
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11