Entrée | 1 fanakombona |
Radical | 2 kombona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina manakombona, mampifanatona zavatra roa mihataka ka manao izay hifanaronany |
Anagrammes | 5 fambokonana, fanakombona |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |