|
|
|
|

Entrée (1/2)1 fanakona
Radical  2koba
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray. [1.1]
Explications en français  5action de réduire en marmelade. [1.3#343]

Entrée (2/2)6 fanakobana
Radical  7kobana
Partie du discours  8 nom ou adjectif
Explications en malgache  9Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony.
10Azo kobanina. [1.1]
Explications en français  11Manière de remuer, de faire gonfler. [1.3#344]

Anagrammes  12 fanabokana, 13 fanabonaka, 14 fanakobàna, fanakobana

Mis à jour le 2025/11/06