|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanakona
Radical  2  koba
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray
Explications en français  5  [1.3#343] action de réduire en marmelade

Entrée (2/2)6  fanakobana
Radical  7  kobana
Partie du discours  8  nom ou adjectif
Explications en malgache  9  [1.1] Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony
Azo kobanina
Explications en français  10  [1.3#344] Manière de remuer, de faire gonfler

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/28