Entrée | 1 fanafihana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanatonana mba hamely amin' ny basy aman-defona; fibosesehana hanafika 4 [1.13] fananiham-bohitra na fandravana an-keriny ny tanin'olona amin'ny ady |
Explications en français |
5 [1.13] invasion |
Vocabulaire |
6 Politique |
Radical | 7 tafika |
Anagrammes | 8 fanafihana, fifahanana, hifanafana, ifanahafan, nifanahafa |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |