Entrée | 1 fanafihana |
Radical | 2 tafika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanatonana mba hamely amin' ny basy aman-defona; fibosesehana hanafika 5 [1.13] fananiham-bohitra na fandravana an-keriny ny tanin'olona amin'ny ady |
Explications en français |
6 [1.13] invasion |
Vocabulaire |
7 Politique |
Anagrammes | 8 fanafihana, fifahanana, hifanafana, ifanahafan, nifanahafa |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |