|
|
|
|

Entrée1  fanafenana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] fametrahana zavatra amin' ny toerana iray tsy hahitana azy; fanaronana zavatra mba tsy ho hita
toerana anafenana zavatra matetika
fanitrihana ny maty alevina
Explications en français  4  [1.3] l’action de cacher, etc. le lieu où l’on cache
Exemples  5  [1.1] Dia heverinao ho mora ve ny fanafenana zavatra makadiry toy io?
6  [1.1] Ato no fanafenan-dRakoto ny fanalahidy
7  [2.69] Nony tapitra ny andro fampisehoana azy tambony vohitra, dia nentina nafenina tao am-pasana tany amin' ny tendrombohitra fanafenana Andriamanjaka izy.
Radical  8  afina

Mis à jour le 2024/12/11