|
|
|
|

Entrée1  fanadino
Radical  2  hadino
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manadino: Atao ahoana no fanadino ny andro nahasambatra taloha ?
Explications en français  5  [1.3#202] Ce qu’on peut oublier, la manière d’oublier
Exemples  6  Tsy fanadino ny lasa, saingy tsara lavitra ny mibanjina amim-pahasahiana ny hoavy mba hananana ny tsara amin'ny lafiny rehetra. [1.537#mg]
7  Hataoko ahoana no ho fanadino ny rano nahaterahako, ny sakaiza niarahako niriaria, ary indrindra fa izay faniriana niarahantsika nanana teto? [1.251#]

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21