|
|
|
|

Entrée1  fanabeazana
Radical  2  be
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Zava-tsarotra, ary manombokaindrindra eo amin' ny fianakaviana, ny fana beazana ny zaza [1.1]
Explications en français  5  éducation [1.13.fr#49]
Exemples  6  Tsy ampy fanabeazana fototra ny olona; [2.445#58]
7  nitarika azy hitia ny hafa ny fanabeazana azony. [1.369#]
8  Heveriko fa fanabeazana ilaina amin' ny ankizy izany. [2.4#11]
Mots composés 
Titres 

Mis à jour le 2023/06/04