Entrée | 1 fampivoarana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.13.mg#49] fampandrosoana sy fanatsarana ny lafim-piainana rehetra |
Explications en français |
4 [1.13.fr#49] développement |
Exemples |
5 [2.366#] Nahery vaika va izany fanoherana ny fampivoarana ny vahoaka izany? 6 [1.320#] Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. |
Vocabulaire |
7 Economie: finances, gestion |
Radical | 8 voatra |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |