|
|
|
|

Entrée1  fampitsarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Vola nomena fahizay ireo olona nampisotro tangena ho mari-pankasitrahana, raha tahiny ka velona soa aman-tsara ilay nampisotroina
Vola omena mba hahazoana mampiditra ady na raharaha hotsarain' ny fitsarana hanaovana fampinomana
Explications en anglais  4  [1.2] [Rel. s. from mampitsara (tsara).] Money paid to the judges and others present, on the administration of the tangena ordeal, as a token of consent to its decision.
Radical  5  tsara

Mis à jour le 2024/12/11