Entrée | 1 fampitoviana |
Radical | 2 tovy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 fandraisana ho mitovy sata [1.13] |
Explications en français |
5 assimilation [1.13] |
Exemples |
6 Manampy izany ny fampitoviana torosy [2.366#] 7 famolahana azy, miampy ny fampitoviana ny olona miaina ao amin'ny rafitra vaovao. [2.606#] 8 Dia lasa ny fampitoviana ka raha mifanahin' alika ny olona dia lazaina ho mampahiviivy. [1.316#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/08/29 |