|
|
|
|

Entrée1  fampita
Radical  2  ita
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.13] fitaovana entina mampita hetsika avy amin'ny milina iray
Explications en français  5  [1.13] courroie
Exemples  6  [2.588#] Nobabena daholo no fampita ireo zana-Bazaha
7  [1.437#] Toy izany koa no fampita olona tsy mahay milomano : Vimbinina amin' ny sandriny na mitana eo an-tsorony.
Vocabulaire  8  Technique
Mots composés 

Anagrammes  12  fampita, mpitafa

Mis à jour le 2025/01/21