|
|
|
|

Entrée1  fampita
Radical  2  ita
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  fitaovana entina mampita hetsika avy amin'ny milina iray [1.13]
Explications en français  5  courroie [1.13]
Exemples  6  Nobabena daholo no fampita ireo zana-Bazaha [2.588#]
7  Toy izany koa no fampita olona tsy mahay milomano : Vimbinina amin' ny sandriny na mitana eo an-tsorony. [1.437#]
Vocabulaire  8  Technique
Mots composés 

Anagrammes  12  fampita, mpitafa

Mis à jour le 2023/08/29